| Teny iditra | 1 mpampiely |
| Fototeny | 2 ely |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 Masina ny tenanareo mpampiely vaovao.
[2.245#]
5 Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra. [2.472#254] 6 Ny fananganana ny lisitra Ho sandan' ny famotsoran-keloka dia tsy maintsy tafiditra ao anaty lisitra fanta-bahoaka ny anarana, lisitra ampahafantarina ny mpampiely vaovao, ary ahitana ny karazan-keloka novotsorina. [4.27] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|