|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mpampitohy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Sokajin-teny entina mampitohy teny roa, izay mety ho anarana (ny saka sy ny alika, vady aman-janaka), mpamaritra milaza toetra (tsara sy fy), matoanteny roa (manoratra na mamaky), fehezankevitra roa (handeha aho ary hijanona izy); mpampitohy fehezan-kevitra: teny enti-mampitohy fehezan-kevitra iankinany (nomena valisoa izy satria nianatra tsara)
sokajinteny
4  [1.13] zanateny mampifandray fehezanteny roa mitovy sokajy na anjara asa
Fanazavàna teny anglisy  5  [3.1] coordinating conjunction
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] conjonction de coordination
Ohatra  7  [2.314#] tafasaraka amin-taho no angamba tena fanoratra ara-pitsipika eto satria ny "amana" teny mpampitohy fa ny "amy" no mpa-mpikambana.
Voambolana  8  Haiteny
Fototeny  9  tohy
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny mpampitohy rehetra

Teny iditra (2/2)12  mpampitohy
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.13] forongo mpanelanelana
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.13] pièce intermédiaire
connecteur
Voambolana  16  Haitao
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11