Teny iditra mpampivelona (velona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vehivavy mpampiteraka ny vehivavy bevohoka tonga andro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a midwife [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sage-femme [Hallanger 1974, SLP 1986, Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Ohatra fa ny Fariseo tsy nety nanaiky ny Jentilisa ho namany, ary nandrara ny vehivavy mpampivelona jiosy tsy hampivelona Jentilisa, na dia tokony hahafaty azy aza ny tsy hamonjeny ny vehivavy toy izany. [Randzavola: Baiboly, takila 291]
Teny nalaina 

2015/02/20