Teny iditra | 1 mpampivelona |
Fototeny | 2 velona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Vehivavy mpampiteraka ny vehivavy bevohoka tonga andro |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a midwife |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8, 1.13, 1.5] sage-femme 7 [1.196] (toute l'île) (de velona : vivant). Matrone ou sage-femme soignant les femmes en couche. Elle utilise toujours en bains de vapeurs diverses essences et résines destinées à créer une atmosphère chaude et, si possible exempte de germes pathogènes. |
Ohatra |
8 Villette dia nanomana ireo ho mpampivelona ka nisy trano fiterahana naorina. [2.113#] 9 ambin' ny folo taona taty aoriana, ny telo lahy dokotera, ny vavy anankiroa mpampivelona. [2.356#] 10 fa ny Fariseo tsy nety nanaiky ny Jentilisa ho namany, ary nandrara ny vehivavy mpampivelona jiosy tsy hampivelona Jentilisa, na dia tokony hahafaty azy aza ny tsy hamonjeny ny vehivavy toy izany. [1.38] |
Voambolana |
11 Fahasalamana |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mpampivelona io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |