|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mpanana
Fototeny  2  anana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  celui qui possède
5  riche [1.3]
Ohatra  6  Zanak'olo-mpanana, hono, Rahanta sy Rambolatiana. [2.817#]
7  Na ny mahantra na ny mpanana samy efa nobaboiny avokoa. [2.895#176]
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mpanana io

Teny iditra (2/3)10  mpana
Fototeny  11  hana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  celui qui prend à intérêt [1.3]

Teny iditra (3/3)15  mpanana
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17  chef, patron [1.60#161]

Fivaditsoratra  18  mpanana, mpanàna, mpanana, mpanàna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20