Teny iditra mpanangona (angona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mpamory [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Collecteur [1.13]
Ohatra 
1Toy izany koa ny fahamarinana, fa ny tain' omby voavadika aza tsy misy mpanangona. [2.285]
2Mpanangona ho an' ny mpanangom-bokatra no anton-draharahany ankoatra ny asa an-tsaha; [2.470]
3Io ilay Rabery sady mpivarotr' enta-madinika no mpanangona ny vokatry ny tany no mpaka sary tao Farafangana. [2.499]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08