|
|
|
|

Teny iditra1  mpanan-karena
Sokajin-teny  2  anarana
Singan-teny  3  mpanana, harena
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.5] un richard
Ohatra  6  [2.472] raha indraindray eny ho eny misy mahantra mba mitady hamely mpanankarena, matetika tsy mahavoa.
7  [1.38] Ny mpanankarena tamin' ny mpanakalo vola dia nandra.
8  [2.470] Tsy maty ao an-tsainy tokoa ilay mpanankarena nisaoram-bady avy ery an-dafy andrefana.
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mpanan-karena io

Fivaditsoratra  10  mpanankarena, mpanan-karena

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10