|
|
|
|

Teny iditra1  mpanao nify
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] olona mitsabo nify marary na mametaka solonify
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a dentist
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] dentiste
Voambolana  6  Fahasalamana
Singan-teny  7  mpanao, nify

Fivaditsoratra  8  mpanao nify, nampifinao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21