Teny iditra | 1 mpanapariaka hafanana |
Singan-teny | 2 mpanapariaka, hafanana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] taova amin'ny milina manome sady manaparitaka hafana na hatsiaka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] radiateur |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |