|
|
|
|

Teny iditra1  mpanaratsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  ratsy
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#516] Celui qui dénigre, le calomniateur
Ohatra  6  [2.508#] Nasainy hisakafo ireo mpanaratsy azy ireo.
7  [2.643#] Tsy ninoany izay teny lazaiko, fa ny tsaho be aelin' ny mpanaratsy ahy ihany no noheveriny ho marina.

Fivaditsoratra  8  mpanaratsy, mpanisatra, mpisatrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29