Teny iditra | 1 mpanarina |
Fototeny | 2 arina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] olona anakinana ny fanamboarana ny zaitra tsy mety |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#62] Celui qui met d'aplomb, nivelle, redresse |
Ohatra |
6 nefa toa raiki-tapisaka amin''ny tany nandavoana azy, tsy misy mpanarina ary tsy misy mpamaly mandra-maty! [2.296#] |
Voambolana |
7 Toe-karena: zaitra |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny mpanarina io |
Fivaditsoratra | 9 mpanarina, nampairan, namparina, niamparan, panamarin |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |