|
|
|
|

Teny iditra1  mpanazary
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  hazary
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] celui qui ensorcelle
Ohatra  6  [2.508] Rona, zafin-dRavazimbabe no mpanazary voalohany.
7  [2.472] Ny anankiray farany, mpanazary nalaza, hono, io, no sahy ady.
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny mpanazary io

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29