Teny iditra mpandanjalanja (lanjalanja (lanja))
Sokajin-teny anarana
Ohatra misy fihetsiky ny fony sy firaikan' ny sainy efa fantatra - hoe fo mora tohina angaha, ary saina mpandanjalanja izay - ka «arahina amin' ny onjany» araka izay [2.298]
Haiendriteny 
Tsotra : mpandanjalanja, mpandanjalanjako, mpandanjalanjanao, mpandanjalanjany, mpandanjalanjantsika, mpandanjalanjanay, mpandanjalanjanareo, mpandanjalanjan', mpandanjalanjan-, mpandanjalanjam-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31