Teny iditra | 1 mpandidy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#101] celui qui coupe, découpe, commande, le testateur |
Ohatra |
5 [2.285#] Ilay mpandidy no mitarika ny hevitra hierana ny amin' izay mety hatao. 6 [2.270#] Rahefa lasa ny Dokotera mpandidy, mbola nijanona ny Mpamorom-panafody mba hanohizany ny fitsaboana an-dRainimanonja. |
Fototeny | 7 didy |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny mpandidy io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |