Teny iditra mpandidy (didy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui qui coupe, découpe, commande, le testateur [1.3]
Ohatra 
1Ilay mpandidy no mitarika ny hevitra hierana ny amin' izay mety hatao. [2.285]
2Rahefa lasa ny Dokotera mpandidy, mbola nijanona ny Mpamorom-panafody mba hanohizany ny fitsaboana an-dRainimanonja. [2.270]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/26