|
|
|
|

Teny iditra1  mpandrafitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mpiasa manao ny rafitra (fanamboarana' hazo hatao trano, varavarana, ngorodona) ho antom-pivelomany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] a carpenter.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] charpentier, menuisier.
Ohatra  6  [2.332#] mpandrafitra eny an-drenivohitra hono no nividianana azy
7  [2.472#] Tany amin' ilay mpandrafitra aho indray maraina, ka izany no nanatrehako resaka nifanaovany tamin' olona teo.
Fototeny  8  rafitra
Mpanahaka  9  mpandrafibato
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  12  Randzavola: mpandrafitra ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  13  mpandrafitra, mpandrifatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21