|
|
|
|

Teny iditra1  mpandray
Fototeny  2  ray
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#500] Celui qui saisit, qui admet, qui reçoit
5  [1.13] récepteur
Ohatra  6  Hianareo kosa ho mpandray ny voriona. [2.346#37]
7  ly aza dia tonga mpandray tao Amparibe. [2.649#]
8  Mizara roa lehibe ny mpandray anjara amin'ny Harivolana dia ny mpiteny sy ny mpanatrika. [2.606#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  mpandray, mpiandra, pandriam

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21