Teny iditra (1/3) | 1 mpanelanelana |
Fototeny | 2 elanelana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Olona alaina hitsara ady na hampifanaraka olona roa miady; atao koa hoe elanelampanahy: Mifidy olona ho mpanelanelana Olona alaina mba hampifandray ny tena amin' olon-kafa raha misy zavatra angatahina amin' ity faharoa;mpanalalana: Ny Razana ve no mpanelanelana antsika amin' Andriananahary |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] intermédiaire; médium |
Ohatra |
6 Honneger no mpanelanelana nahefa tamin' izany. [2.356#] 7 Ary raha ain' olona no hotsaraina, dia atao avo sasaka ny mpanelanelana. [1.123#] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 10 mpanelanelana |
Fototeny | 11 elanelana |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.13] singa hazo na vy anambarana na anamafisanâ zavatra roa na maromaro |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.13] entretoise |
Voambolana |
15 Haitao |
Teny iditra (3/3) | 16 mpanelanelana |
Fototeny | 17 elanelana |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.13] ana mitondra vovobony |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.13] agent pollinisateur |
Voambolana |
21 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Tovy hevitra | 22 mpitati-bovobony |
Fivaditsoratra | 23 mpanelanelana, namelapelanan, nampanelanela |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |