Teny iditra | 1 mpanera |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Olona mpanelanelana amin'ny varotra atao, izany hoe manao ny fifampiraharahan'ny olona mpividy amin'ny olona tena tompon-javatra mpivarotra: Nalaky nahita trano ho fana kosa ianao izany. -- Nanatona mpanera aho no nahatanterahako izao |
Fototeny | 4 era |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |