|
|
|
|

Teny iditra1  mpangoron-karena
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Fanazavàna teny malagasy  4  tompon'ny renivola sy ny fitaovam-pamokarana ary tsy mandray anjara amin'ny asa nefa mahazo ny tombontsoa betsaka indrindra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  capitaliste 6  mpangoron-karena teratany: capitalistes nationaux [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31