Teny iditra | 1 mpañijà |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mpanana omby, mpanao dabokandro: Mandremandre ny mpañijà ko somatoto ny mpila holatse (Miadana ny mpanana omby ka vezika ny mpaka holatra) |
Fivaditsoratra | 4 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |