Teny iditra | 1 mpankasitraka |
Fototeny | 2 sitraka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Ohatra |
4 Raha efa tapa-kevitra hanenjika ny mpivavaka Ranavalona, nisy ny mpomba ny heviny ary nisy ny tsy mpankasitraka. [2.298] 5 Saika hivarotra ny fanjakana tamin' ny vazaha, hono, Radama, ka nisy namono, ary izay mibory misaona azy dia mpankasitraka, ka hotapahin-doha". [2.472] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny mpankasitraka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |