|
|
|
|

Teny iditra1  mpanompo
Fototeny  2  tompo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Olona miasa ho an' olona, manao raharahan' olona, ka mahazo karama na tsia
5  [1.13] mpiasa sy irakiraka ao antrano
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] valet
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mpanompo io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11