|
|
|
|

Teny iditra1  mpanoratra
Fototeny  2  soratra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Lehilahy na vehivavy manoratra boky, ka izany no saika antom-pivelomany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.17] writer
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] écrivain, dessinateur
Ohatra  7  Nony vita ny mpanoratra, dia nanorina ny fivavahana [2.48]
8  Fa ny anaranareo no hamarana ny tonom-bavako raha hitelina ny ranomasina, ka ho tanteraka ny tenin' ilay mpanoratra malaza hoe: [2.471]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Tsanganana sy sary iray takila  10  Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20