Teny iditra | 1 mpanoritra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Sokajin-teny enti-manoritra na manavaka ny anarana. Misy karazany efatra ny mpanoritra, dia -- ny mpanoritra tsotra (ny trano), -- ny mpanoritra manondro (very ity vary), -- ny mpanoritra anaran-tsamirery (Faly i Bozy), -- ary ny mpanoritra zavatra efa fantatra (tonga ilay vahiny) sokajinteny 4 [1.13] sokajin-teny entina manavaka ny anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13, 1.5] article |
Ohatra |
6 [1.519#] Ao amin' ny ohatra hatramin' ny dia ampiasaina ny mpanoritra be entina ilazana ny halehibehin' ilay zavatra tenenina |
Voambolana |
7 Haiteny |
Fototeny | 8 soritra |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
10 Ny mpanoritra rehetra |
Fivaditsoratra | 11 mpanirotra, mpanoritra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |