|
|
|
|

Teny iditra1  mpanotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#472] celui qui masse
5  [1.196] (de otra : action de masser, de frictionner). Empirique qui guérit les entorses, les foulures, en faisant principalement des frictions et des massages. C'est aussi lui qui soigne les adénites cervicales en y imposant les mains. Voir odihanatra. [Merina]
Ohatra  6  [2.528#] Ho avy eo ny mpanotra sy ny mpimasy sy ny mpisikidy.
7  [2.895#] Nolazain'ny mpanotra fa tsy ho sitrana mihitsy io raha tsy tapahina sao lo ka mitarika hahafaty azy, dia nofaranana mihitsy ny sandrin'i Fandravaka kely.
Voambolana  8  Fahasalamana
Fototeny  9  otra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02