|
|
|
|

Teny iditra1  mpiadokadoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#24] Avonavona aseho amin'ny fihetsiky ny loha sy ny famindra, na amin' ny tomba fiteny mizahozaho na milohaloha
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#5] Celui qui est fier, affecté, guindé
Fototeny  5  adokadoka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11