Teny iditra mpiadokadoka (adokadoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Avonavona aseho amin'ny fihetsiky ny loha sy ny famindra, na amin' ny tomba fiteny mizahozaho na milohaloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui qui est fier, affecté, guindé [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20