Teny iditra mpiafina (afina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Celui qui se cache [Abinal 1888]
Ohatra Nony fantatr' ilay mpiafina izany, nipoitra izy. [Andraina: Mitaraina, takila 244]

2013/12/06