Teny iditra mpianaka (anaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny entina hilazana olona roa nifampiteraka, izany hoe ny iray nateraky ny iray, na olona azo heverina ho toy izany amin' ny taonany na ara-pihavanana; ny fifandraisan' ny ray na ny reny amin' ny zanaka ara-pihavanana: Mpianaka Imboasalama sy Ranavalonandriambelomasina [Rajemisa 1985]

2012/09/26