|
|
|
|

Teny iditra1  mpianaka
Fototeny  2  anaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Teny entina hilazana olona roa nifampiteraka, izany hoe ny iray nateraky ny iray, na olona azo heverina ho toy izany amin' ny taonany na ara-pihavanana; ny fifandraisan' ny ray na ny reny amin' ny zanaka ara-pihavanana: Mpianaka Imboasalama sy Ranavalonandriambelomasina

Fivaditsoratra  5  ampakany, manapika, manipaka, mipanaka, mpanaika, mpianaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21