Teny iditra mpiaotra (aotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Olona roa (lehilahy roa na vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy) izay vadin' ny olona roa iray tampo, na olona iray tampo amin' ny vadin' ny olona roa [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny nalaina 

2009/02/23