|
|
|
|

Teny iditra1  mpifañisoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] mpifankahala, mpifahavalo: Mba mitomoera roa añareo roelahy fa ko mifañisoka diakoa Tañala naho Taimoroña (Mba mipetraha tsara ianareo roalahy f'aza mifandrafy toy ny Tanala sy ny Antaimoro)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07