Teny iditra | 1 mpifatotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 fatotra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mpigadra, olona voatana ao amponja |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] celui ou ce qui est attaché |
Ohatra |
6 [2.357#46] Tsy Ramagozy io mpifatotra io fa olona hafa!
7 [2.587#] Rehefa afaka kolikely dia niditra ny mpifatotra. 8 [2.649#158] nentina teo avokoa ny mpifatotra afa-tsy Rafaravavy. |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |