|
|
|
|

Teny iditra1  mpifidy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#168] celui qui choisit, électeur
Ohatra  5  [2.114#84] Manendry mpanisa vato vitsivitsy mahay mamaky teny sy manoratra ny birao, avy amin' ireo mpifidy tonga manatrika, izay mizara efatra isan-databatra fara-fahakeliny (Le bureau désigne permi les électeurs présents un certain nombre de scrutateurs sachant lire et écrire, lesquels par tables de quatre au moins)
Voambolana  6  Lalàna
Fototeny  7  fidy

Fivaditsoratra  8  mpidify, mpifidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21