|
|
|
|

Teny iditra1  mpihary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.13] générateur
Ohatra  4  [2.588#] Fa ny tenin' ny mpihary mipetraka amin'ny mpandova
5  [2.298#] Mandria ny vady, mandria ny zanaka, miharia ny mpihary
6  [2.508#] Mba ho afaka mihary ny mpihary sy hamboly ny mpamboly ka ho be ny harena sy ny sakafo
Fototeny  7  hary
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13  mpihary, mpihira

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/22