Teny iditra | 1 mpihatsaravelatsihy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#754] l'hypocrite |
Ohatra |
5 [2.499#60] Asa hianareo Ambaniandro, fa toa hoe fetsifetsy sy mpihatsaravelatsihy, hono! 6 [2.588#] Maro ihany koa ny olon-dratsy mpihatsaravelatsihy tonga teo mba hizahazaha izay toe-javatra hiseho. 7 [2.587#] Aoka re mba tsy ny tenantsika no ho mpivadika sy mpihatsaravelatsihy ka ho «voanjolahy» sy «voanjovavy» ary ho «Jodasy. |
Fototeny | 8 tsaravelatsihy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30 |
![]() |