Teny iditra mpihodina (hodina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui ou ce qui tourne souvent. [1.3]
Ohatra Raha jerena amin' ny mason' ny Mpanjaka sy ny an' ny mpanolo-tsaina azy izany, dia mpihodina sy mpamadika ny mpivavaka. [2.366]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/02