|
|
|
|

Teny iditra1  mpihodina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#257] Celui ou ce qui tourne souvent.
Ohatra  5  [2.366#] Raha jerena amin' ny mason' ny Mpanjaka sy ny an' ny mpanolo-tsaina azy izany, dia mpihodina sy mpamadika ny mpivavaka.
Fototeny  6  hodina

Fivaditsoratra  7  hampiodin, hampodiny, mpihodina, nampihodi

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21