|
|
|
|

Teny iditra1  mpikarama an-trano
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mpanao ny raharahan-tokantranon' olona -- toy ny mahandro, manasa lamba, manadio trano... -- izay andraisany karama isam-bolana
Singan-teny  4  mpikarama, trano

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07