|
|
|
|

Teny iditra1  mpikarama an-trano
Singan-teny  2  mpikarama, trano
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  mpanao ny raharahan-tokantranon' olona -- toy ny mahandro, manasa lamba, manadio trano... -- izay andraisany karama isam-bolana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08