Teny iditra | mpimasy (masy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Sihanaka] mpanao fanafody, mpanasitrana [Rakotosaona 1975] | |
Olona sady mitsabo no manao sikidy [Rajemisa 1985] | ||
Fandikana anglisy | a medicine man, a diviner [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | devin [Hallanger 1974] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Mpanahaka | ombiasa | |
Ohatra | Amin' ny vohitra maro, mihamahazo vahana ny mpisikidy sy ny mpimasy. [Andraina: Mitaraina, takila 197] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mpimasy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |