Teny iditra | 1 mpimasy |
Fototeny | 2 masy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
mpanao fanafody, mpanasitrana 5 [1.1] Olona sady mitsabo no manao sikidy |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] a medicine man, a diviner |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#436, 1.8] devin 8 [1.196] (de hasina : propriété mystérieuse qu'ont les plantes de guérir ou de faire mourir). C'est le spécialiste du traitement par les plantes. Souvent improprement appelé « sorcier » par les Européens. Souvent confondu aussi avec le mpanandro, le mpisikidy, etc. [Merina] |
Ohatra |
9 Fito lahy ny mpimasy, mifanakaiky toerana. [2.472#] 10 Indro tonga ny mpimasy 'zay hanolotra ny sorona; [2.1022#] 11 ka ireo mpimasy sy mpanjaka dia azony hanaiky an' i Frantsa. [2.113#] 12 Amin' ny vohitra maro, mihamahazo vahana ny mpisikidy sy ny mpimasy. [2.472] |
Voambolana |
13 Fahasalamana |
Mpanahaka | 14 ombiasa |
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mpimasy io |
Fivaditsoratra | 16 mampisy, misampy, mpimasy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23 |