| Teny iditra | 1 mpinamana |
| Fototeny | 2 namana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 Teto anefa, asa marina izahay na nifampitondra toy ny mpianadahy, na toy ny mpinamana fotsiny, na toy ny mpiara-mianatra.
[2.4#19]
5 Ny tena kely nifanipazana tetsy sy teroa anefa, ny bitsibitsiky ny mpinamana, ny tohotsofin' izay vitsy nifampatoky, dia samy naneho izany avokoa. [2.472#148] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 7 mampañina, 8 mampinana, 9 manampina, 10 mpanamina, mpinamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|