Teny iditra | mpisahala | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mpitsara, mampirindra, mpanelanelana, elanelam-panahy: Aza manao mpisahala mitahy anake (Aza mba manao mpanelanelana miaro ny zanany tsara miangatra) [1.78] | |
Fivaditsoratra | halampasy, mpilahasa, mpisahala |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |