|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mpisolo
Fototeny  2  solo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Sokajin-teny enti-misolo olona na zavatra efa voalaza na tsia, ka mitsinjara ho karazany maro:
-- mpisolo olona (izaho, -nay),
-- mpisolo manondro (ireny ny mpianatra),
-- mpisolo manontany (iza no nilaza izany),
-- mpisolo mampifandray (ny olona izay mandinika),
-- mpisolo malala-kevitra (ny sasany tsy mieritreritra)
sokajinteny
5  [1.13] sokajin-teny entina misolo olona na zavatra
Voambolana  6  Haiteny
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/2)13  mpisolo
Fototeny  14  solo
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny anglisy  16  [1.7] a substitute
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3] celui qui remplace, qui est remplacé
18  [1.8, 1.5] remplaçant
19  [1.13, 1.5] substitut
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11