Teny iditra | 1 mpisotro |
Fototeny | 2 sotro |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fatra-pitia misotro toaka na divay |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a drinker, a drunkard |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] buveur, ivrogne |
Ohatra |
7 Mampalahelo anefa fa mpisotro io ramatoa io. [1.369#] 8 Toy ny mpisotro ronono, tsy nanan-katao intsony izy. [2.270#] 9 Ny tena nijaly dia ny mpisotro kafe tsy nahita siramamy intsony; [2.472#] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mpisotro io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |