|
|
|
|

Teny iditra1  mpitan-damba
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana ny naman' ny mpiady mipetraka ery an-tsisiny ary mitana lamba fa tsy mba miady
Ireo rehetra tsy mba mandray anjara amin' ny zavatra iray atao, fa mitazana fotsiny
Singan-teny  4  mpitana, lamba
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny mpitan-damba io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07