Teny iditra mpitandrina (tandrina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Mpiandraikitra ny fandehan' ny fiangonana amin' ny lafin-javatra rehetra, indrindra ny fanahin' ny kristianina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a caretaker; a clergyman [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay intendant; pasteur [Hallanger 1974]
Lahatsoratra 

2017/06/29