|
|
|
|

Teny iditra1  mpitandrina
Fototeny  2  tandrina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mpiandraikitra ny fandehan' ny fiangonana amin' ny lafin-javatra rehetra, indrindra ny fanahin' ny kristianina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a caretaker; a clergyman
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] intendant; pasteur
Ohatra  7  Ary aiza no mpitandrina azy? [1.378#]
8  Ireo no nataoko mpitandrina ny basy sy ny vanja. [2.366#]
Kamban-teny 
Lohateny  10  Ny Mpitandrina sy ny fitiavan-tanindrazana (Andrianjafy Michel)
Lahatsoratra  11  Randzavola: mpitandrina ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01